Lot III G 84 Andrefan’Ambohijanahary

Culte œcuméniques de l’OGEM

FIOMBONAN’NY FIANGONANA KRISTIANINA ETO MADAGASIKARA

FANOMPOAM-PIVAVAHANA IRAISAM-PINOANA HO FANKALAZANA NY FAHA 10 TAONA NY ORDRE DES GEOMETRES EXPERTS DE MADAGASCAR

“Didy vaovao no omeko anareo dia ny mba hifankatiavanareo; aoka ho tahaka ny nitiavako anareo no mba hifankatiavanareo koa.

Ny hahafantaran’ny olona rehetra fa mpianatro ianareo, dia raha mifankatia ianareo”

…Zoma 18 Martsa 2022 amin’ny 10 Ora ao amin’ny FJKM AMBATOMENA

Laissez un commentaire